<-
->

Isa / Iz 31:3 Now the Egyptians are men, and not God; and their horses flesh, and not spirit. When the Lord shall stretch out his hand, both he that helpeth shall fall, and he that is holpen shall fall down, and they all shall fail together. Ny Ejipsiana dia olombelona ihany, fa tsy Andriamanitra; ny soavaliny dia nofo, fa tsy fanahy; dia haninji-tànana Iaveh, ka ho tafintohina izay manampy, ho potraka izay hampiana, ary hiara-devona avokoa izy roa tonta. L'Égyptien est un homme et non un dieu, ses chevaux sont chair et non esprit; Yahvé étendra la main : le protecteur trébuchera, le protégé tombera, tous ensemble ils périront.