<-
->

Isa / Iz 31:1 Woe to them that go down to Egypt for help; and stay on horses, and trust in chariots, because they are many; and in horsemen, because they are very strong; but they look not unto the Holy One of Israel, neither seek the Lord! Loza ho an' ireo izay midina hitady vonjy any Ejipta; miantehitra amin' ny soavaly, ary mitoky amin' ny kalesy, noho ny hamaroan' ireny, sy amin' ny mpitaingin-tsoavaly, noho izy matanjaka; nefa ilay Masin' Israely tsy mba andrandrainy; ary Iaveh tsy tadiaviny. Malheur à ceux qui descendent en Égypte pour y chercher du secours. Ils comptent sur les chevaux, ils mettent leur confiance dans les chars, car ils sont nombreux, et dans les cavaliers, car ils sont très forts. Ils ne se sont pas tournés vers le Saint d' Israël, ils n' ont pas consulté Yahvé.