<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 30:2 | That walk to go down into |
Dia izay mandeha hidina any Egypta, nefa tsy nanadina tamin' ny vavako, handositra ho any amin' ny fiarovana mafin' i Farao sy hialokaloka ao amin' ny alokalok' i Egypta. | Dia midina eny amin' ny làlana mankany Ejipta izy ireo nefa tsy manontany ny vavako, mba hialoka eo ambany fiarovan' i Faraona sy hialokaloka eo amin' ny alokalok' i Ejipta. | Ils partent pour descendre en |