<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 3:9 | The shew of their countenance doth witness against them; and they declare their sin as |
Ny fisehon' ny tarehiny miampanga azy; Ary mampiharihary ny fahotany tahaka an' i Sodoma izy ka tsy manafina azy. Lozan' ny fanahiny! Fa mampidi-doza amin' ny tenany izy. | Ny toetry ny tarehiny no miampanga azy ireo; mampiharihary ny fahotany, tahaka an' i Sodoma izy, fa tsy miery amin' izany akory. Loza ho an' ireo fa ny tenany no fototry ny fahaverezany. | Leur complaisance témoigne contre eux, ils |