<-
->

Isa / Iz 27:12 And it shall come to pass in that day, that the Lord shall beat off from the channel of the river unto the stream of Egypt, and ye shall be gathered one by one, O ye children of Israel. Ary amin' izany andro izany dia hisy fampihintsanana ataon' i Jehovah hatramin' ny ony mandriaka ka hatramin' ny lohasahan-driak' i Egypta; Ary ianareo samy hotsimponina tsirairay, ry Zanak' Isiraely. Amin' izany andro izany dia hisy zavatra toy izao: hahintsan' ny Tompo ny vary hatramin' ny mason-dranon' ny Ony, ka hatramin' ny lohasahan-driak' i Ejipta, dia hotazana tsirairay hianareo, ry zanak' Israely. Et il arrivera qu' en ce jour-là, Yahvé fera le battage, depuis le cours du Fleuve jusqu' au torrent d'Égypte, et vous, vous serez glanés un à un, enfants d' Israël.