<-
->

Isa / Iz 23:17 And it shall come to pass after the end of seventy years, that the Lord will visit Tyre, and she shall turn to her hire, and shall commit fornication with all the kingdoms of the world upon the face of the earth. Ary rehefa afaka fito-polo taona, Jehovah hamangy an' i Tyro, ka dia hiverina amin' ny filan-tangy izy sy hijangajanga amin' ny fanjakana rehetra manerana izao tontolo izao. Ary rahefa afaka fitopolo taona, dia izao no zavatra hitranga: Hamangy an' i Tira Iaveh, ka handray ny tambiny indray izy, dia hitolo-tena amin' ny fanjakana rehetra eto an-tany, manerana an' izao tontolo izao. Et il arrivera, au bout de soixante-dix ans, que Yahvé visitera Tyr. Elle recevra de nouveau son salaire, et se prostituera avec tous les royaumes du monde, sur la face de la terre.