<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 19:3 | And the spirit of |
Ary ho very hevitra ny Egyptiana; Eny, hofoanako ny saina ataony; Ary hila saina amin' ny andriamani-tsi-izy sy amin' ny mpibitsibitsika amin' ny odiny izy sy amin' ny manao azy ho tsindrian-javatra ary amin' ny mpanao sikidy. | Ny fanahin' i Ejipta ho foana ao anatiny; ary ny fisainany hataoko very; hanontaniany ny mpimasy amam-panao fankatoavana, mbamin' ny mpamoha angatra amam-pisikidy. | L' esprit de l' |