<-
->

Isa / Iz 19:20 And it shall be for a sign and for a witness unto the Lord of hosts in the land of Egypt: for they shall cry unto the Lord because of the oppressors, and he shall send them a saviour, and a great one, and he shall deliver them. Ary ho famantarana sy vavolombelona ho an' i Jehovah, Tompon' ny maro, ao amin' ny tany Egypta izany; Fa hitaraina amin' i Jehovah noho ny mpampahory izy, ary haniraka mpamonjy sy mpiaro ho ao aminy Izy ka hamonjy azy. Ary ho famantarana ho an' ny Tompon' ny tafika izany, sy ho vavolombelona eo amin' ny tany Ejipta; ka rehefa hitaraina amin' ny Tompo izy ireo, noho ny mpampahory azy, dia haniraka mpamonjy izy, sy mpiaro mahery hanafaka azy. Ce sera un signe et un témoin de Yahvé Sabaot au pays d'Égypte. Quand ils crieront vers Yahvé par crainte des oppresseurs, il leur enverra un sauveur et un défenseur qui les délivrera.