<-
->

Isa / Iz 19:18 In that day shall five cities in the land of Egypt speak the language of Canaan, and swear to the Lord of hosts; one shall be called, The city of destruction. Amin' izany andro izany dia hisy tanana dimy amin' ny tany Egypta samy hiteny ny fitenin' i Kanana sy hianiana ho an' i Jehovah, Tompon' ny maro; Ny anankiray hatao hoe Ira-haresa. Amin' izany andro izany hisy tanàna dimy, any amin' ny tany Ejipta, izay hiteny amin' ny fiteny Kanaana sy hianiana hanompo an' ny Tompon' ny tafika; ny iray amin' ireo atao hoe Tanàna-Masoandro. Ce jour-là, il y aura cinq villes au pays d'Égypte qui parleront la langue de Canaan et prêteront serment à Yahvé Sabaot; l' une d' elles sera dite " ville du soleil ".