<-
->

Isa / Iz 19:15 Neither shall there be any work for Egypt, which the head or tail, branch or rush, may do. Samy tsy hahatontosa ny asany ny Egyptiana, na ny loha na ny rambo, na ny sampan-drofia na ny zozoro. Ary tsy misy asa hahasoa an' i Ejipta, amin' izay rehetra mety ho vitan' ny loha na ny rambo, ny antrendry na ny zozoro. On ne fait plus rien pour l'Égypte de ce que faisaient tête et queue, palme et jonc.