<-
->

Isa / Iz 16:2 For it shall be, that, as a wandering bird cast out of the nest, so the daughters of Moab shall be at the fords of Arnon. Ary tahaka ny vorona notairina niala tamin' ny akaniny ka mirenireny foana, dia ho toy izany ny zanakavavin' i Moaba ao amin' ny fitàna any Arnona. Tahaka ny vorona mandositra tahaka ny vorona iray akany aely, ny zanakavavin' i Moaba, eo amin' ny fitana an' i Arnona. Elles seront semblables à l' oiseau qui s' enfuit, à une nichée dispersée, les filles de Moab, aux gués de l' Arnon.