<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 16:14 | But now the |
Ary ankehitriny koa Jehovah miteny hoe: Amin' ny telo taona, tahaka ny taonan' ny mpikarama, dia ho tsinontsinona ny voninahitr' i Moaba, na dia betsaka aza ny vahoakany; ary izay sisa dia ho vitsy, eny, ho vitsy foana, fa tsy ho maro. | Ary ankehitriny kosa miteny Iaveh, ka manao hoe: Ao anatin' ny telo taona, araka ny fanisana ny taona iasan' ny mpikarama, dia ho lefy ny voninahitr' i Moaba mbamin' ny vahoaka be ao aminy, fa zavatra kely foana no ho sisa, sady ho vitsy sy osa. | Et maintenant |