<-
->

Sal 14:1 The fool hath said in his heart, There is no God. They are corrupt, they have done abominable works, there is none that doeth good. Ho an' ny mpiventy hira. Nataon' i Davida. Ny adala manao anakampo hoe: tsy misy Andriamanitra. Manao izay ratsy sy vetaveta izy; tsy misy manao ny tsara. Ny adala manao anakam-po hoe: Tsy misy Andriamanitra! Efa simba izy ireo; asa mahamenatra no ataony; tsy misy manao ny tsara na dia iray aza. Du maître de chant. De David. L' insensé a dit en son coeur "Non, plus de Dieu!" Corrompues, abominables leurs actions; non, plus d' honnête homme.