<-
->

2M 8:36 Ilay izy nampanantena hanefa ny sisan' ny hetra haloa amin' ny Romana, amin' ny vidim-babo avy any Jerosalema teo iny indrindra, no nilaza am-pahibemaso fa manana an' Andriamanitra ho mpiaro azy ny Jody, ka tsy mety maratra izy amin' izany; satria mankatò ny lalàna nandidiany azy izy ireo. Et celui qui avait promis aux Romains de réaliser un tribut avec le prix des captifs de Jérusalem proclama que les Juifs avaient un défenseur, que les Juifs étaient invulnérables par cela même qu' ils suivaient les lois que lui-même avait dictées.