<-
->

2M 8:11 Dodona erý izy nandefa fiantsoana amin' ny tanàna amoron-dranomasina, ho tonga hividy andevo Jody, sady nampanantena fa hataony talenta iray amin' izy ireo ny sivy folo aminy, tsy nonofisiny akory izay famaliana avy amin' ny Tsitoha vao hanjò azy. Il s' empressa d' envoyer aux villes maritimes une invitation à venir acheter des esclaves juifs, promettant de leur en livrer 90 pour un talent; il ne s' attendait pas à la sanction qui devait s' ensuivre pour lui de la main du Tout-Puissant.