<-
->

2M 7:6 Marhiratra ny Tompo Andriamanitra, hoy izy ireo, ary mangoraka antsika marina tokoa izy, araka ny voalazan' i Moizy, ao amin' ny tonon-kira milaza an-kitsiloha mananatra an' Israely hoe: Hamindra fo amin' ny mpanompony izy. "Le Seigneur Dieu voit, disaient-ils, et il a en vérité cette compassion de nous selon que Moïse l' a annoncé par le cantique qui proteste ouvertement en ces termes : Et il aura pitié de ses serviteurs."