<- -> |
[King James Bible] |
[Baiboly 1865] |
[Baiboly Katolika] Makabeo II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Maccabées |
||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||
2M 4:21 | Nony nirahina ho any Ejipta Apolloniosa zanak' i Menestea, tamin' ny nisehoan' i Ptolemea Filometora mpanjaka, dia ren' i Antiokosa fa tsy tia azy, io mpanjaka io; koa nitady hiaro tena aminy mialoha izy, ka nankany Jope, dia tany Jerosalema indray nony avy ao. |