<-
->

2M 11:27 Toy izao no ao amin' ny taratasin' ny mpanjaka ho an' ny firenena Jody: Antiokosa mpanjaka, maniry fiadanana ho an' ny parlemantan' ny Jody sy ny Jody hafa. La lettre du roi à la nation des Juifs était ainsi conçue : "Le roi Antiochus au Sénat des Juifs et aux autres Juifs, salut.