<-
->

2M 11:15 Tsy nikendry afa-tsy ny soa ho an' ny vahoaka Makabeo ka nanaiky ny hevitra rehetra naposak' i Lisiasa, satria neken' ny mpanjaka avokoa ny famarafaram-panekena nalefan' i Makabeo an-tsoratra tany amin' i Lisiasa momba ny Jody. Maccabée consentit à tout ce que proposait Lysias, n' ayant souci que du bien public. Tout ce que Maccabée transmit par écrit à Lysias au sujet des Juifs, le roi l' accorda.