<-
->

1M 8:8 dia ny tany India, Media, Lidia, ary ny ilany amin' ireo faritany tsara indrindra; ka nony noraisiny avy aminy ireo, dia natolony ho an' i Eomena mpanjaka. On lui enlevait le pays indien, la Médie, la Lydie et quelques-unes de ses plus belles provinces au profit du roi Eumène.