<-
->

1M 8:28 ka ny miaramila mpanampy tsy hiantoham-bary na fiadiana, na vola, na sambo. Izany no sitra-pon' i Roma ka izay nekeny dia hotanterahiny tsy misy fitaka. Il ne sera donné aux assaillants ni blé, ni armes, ni argent, ni vaisseaux : ainsi en a décidé Rome, et ils garderont leurs engagements sans dol.