<-
->

1M 8:26 Ka izay miady amin' izany, tsy homeny na hamononany vary, na fiadiana, na vola, na sambo. Izany no sitrapon' ny Romana; ary hotanterahin' ny Jody ny zavatra nekeny, nefa tsy handray na inona na inona izy. ils ne donneront aux adversaires et ne leur fourniront ni blé, ni armes, ni argent, ni vaisseaux : ainsi en a décidé Rome, et ils garderont leurs engagements sans recevoir de garantie.