<-
->

1M 8:20 Naniraka anay ho aty aminareo Jodasa Makabeo sy ireo rahalahiny mbamin' ny Jody, hanao fanekem-pihavanana amam-piadanana aminareo ary mba hosoratana ho isan' ireo mpihavana aman-tsakaizanareo izahay. "Judas, dit Maccabée, et ses frères avec le peuple juif nous ont envoyés vers vous pour conclure avec vous un traité d' alliance et de paix et pour être inscrits au nombre de vos alliés et de vos amis."