<- -> |
[King James Bible] |
[Baiboly 1865] |
[Baiboly Katolika] Makabeo I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Maccabées |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
1M 5:45 | Nangonin' i Jodasa tamin' izay ny Israelita rehetra tany Galaada, hatramin' ny kely indrindra, ka hatramin' ny lehibe indrindra, mbamin' ny vady aman-janany sy ny ananany, izay zavon-tany, hoentiny ho any amin' ny tanin' i Jodà. |