<-
->

1M 4:28 Tamin' ny taona manaraka, namory tafika iray indray Lisiasa, miaramila an-tongotra voafantina enina alina, ary an-tsoavaly dimy arivo, ho enti-mandresy ny kirin' ny Jody. L' année suivante, pourtant, Lysias rassembla 60.000 hommes d'élite et 5.000 cavaliers afin de venir à bout des Juifs.