<-
->

1M 14:22 Ary nosoratanay ho isan' ny teny ieram-bahoaka ny voalazan' izy ireo, dia izao: Nomeniosa zanak' i Antiokosa, sy Antipatera zanak' i Jasona ambasadaoron' ny Jody, dia tonga taty aminay hanavao ny fihavanany aminay. Nous avons enregistré leurs déclarations parmi les décisions populaires en ces termes : Nouménios, fils d' Antiochos, et Antipater, fils de Jason, ambassadeurs des Juifs, sont venus chez nous pour renouer amitié avec nous.