<-
->

1M 10:33 Ny Jody rehetra nentin-ko babo avy amin' ny tanin' i Jodà ho any amin' ny fanjakako manontolo, dia alefako ho afaka tsy mandoa avotra; sitrako ny ahafoizan' ny olon-drehetra ho azy ny hetra na dia ny amin' ny biby aza. Toute personne juive emmenée captive hors du pays de Juda dans toute l'étendue de mon royaume, je lui rends la liberté sans rançon. Je veux que tous soient exempts d' impôts, même pour leurs bêtes.