<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 9:7 | And |
Dia naniraka Farao, ka, indro, tsy mba nisy maty ny bibin' ny Zanak' Isiraely na dia iray akory aza, nefa nihamafy ny fon' i Farao, ka tsy nandefa ny olona izy. | Nampamototra Faraona ka tsy nisy maty tokoa ny bibin' ny zanak' Israely, na dia iray aza. Nefa nihamafy ny fon' i Faraona ka tsy nalefany handeha ny vahoaka. |