<-
->

Eks 9:26 Only in the land of Goshen, where the children of Israel were, was there no hail. Fa tao amin' ny tany Gosena izay nitoeran' ny Zanak' Isiraely ihany no tsy mba nisy havandra. Tsy nisy afa-tsy ny tany Gesena, izay nisy ny zanak' Israely ihany, no tsy nilatsahan' ny havandra. Ce n' est qu' au pays de Goshèn, où se trouvaient les Israélites, qu' il n' y eut pas de grêle.