<-
->

Eks 9:24 So there was hail, and fire mingled with the hail, very grievous, such as there was none like it in all the land of Egypt since it became a nation. Dia nisy havandra sy afo nifandrambondrambona tanelanelan' ny havandra; dia mafy indrindra izany, ka tsy mbola nisy toy izany tany amin' ny tany Egypta rehetra hatrizay naha-firenena azy. Havandra no nilatsaka ary afo miharo amin' ny havandra, sady loza ny heriny, fa tsy mbola nisy toy izany tany Ejipta, hatrizay naha-firenena azy. Il y eut de la grêle et le feu jaillissait au milieu de la grêle, une grêle très forte, comme il n' y en avait jamais eu au pays des Égyptiens depuis qu' ils formaient une nation.