<-
->

Eks 9:10 And they took ashes of the furnace, and stood before Pharaoh; and Moses sprinkled it up toward heaven; and it became a boil breaking forth with blains upon man, and upon beast. Dia naka lavenona tamin' ny lafaoro lehibe izy roa lahy ka nitsangana teo anatrehan' i Farao; dia natopin' i Mosesy niakatra nanandrify ny lanitra izany, ka dia tonga vay nipoipoitra tamin' ny olona sy tamin' ny biby fiompy. Koa nandraoka lavenona tao amin' ny lafaoro lehibe izy ireo, dia nankany anatrehan' i Faraona, ary nataon' i Moizy savoan-danitra ny lavenona, ka nahatonga boiboika, nipoipoitra ho vay tamin' ny olona sy ny biby. Ils prirent de la suie de fourneau et se tinrent devant Pharaon ; Moïse la lança en l' air et gens et bêtes furent couverts d' ulcères bourgeonnant en pustules.