<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 8:5 | And the |
Ary hoy Mosesy tamin' i Farao: Aoka hiseho ny voninahitrao noho izay hataoko; rahoviana no hangatahako ho anao sy ny mpanomponao ary ny vahoakanao, hanesorana ny sahona aminao sy amin' ny tranonao, ka ho ao Neily ihany no hisy azy? | Ka hoy Moizy tamin' i Faraona: Lazao amiko àry izay sitraponao: Ho amin' ny fotoana inona no hanaovako fivavahana ho anao sy ho an' ny mpanomponao amam-bahoakanao, mba hanalavitan' ny Tompo ny sahona aminao sy amin' ny tranonao, ka tsy hisiany intsony, afa-tsy ao amin' ny ony ihany. Dia hoy izy: |