<-
->

Eks 7:24 And all the Egyptians digged round about the river for water to drink; for they could not drink of the water of the river. Dia nihady rano hosotroiny teo amoron' i Neily ny Egyptiana rehetra; fa tsy azony nisotroana ny rano tao Neily. Ary ny Ejipsiana rehetra nihady lavaka teny akaikin' ny ony hahitany rano azo sotroina, fa tsy azony nosotroina ny rano tamin' ny ony. Tous les Égyptiens firent des sondages aux abords du Fleuve en quête d' eau potable, car ils ne pouvaient boire l' eau du Fleuve.