<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 7:20 | And |
Ary nataon' i Mosesy sy Arona izany, araka izay nandidian' i Jehovah; dia nanainga ny tehina izy ka namely ny rano tao Neily teo imason' i Farao sy teo imason' ny mpanompony, dia tonga rà ny rano rehetra tao Neily; | Dia nataon' i Moizy sy Aarona izay nandidian' ny Tompo azy. Naingain' i Aarona ny tehina, nokapohiny teo anatrehan' i Faraona sy ny mpanompony ny rano tamin' ny ony, ka nanjary rà avokoa ny rano rehetra tamin' ny ony; |