<-
->

Eks 7:11 Then Pharaoh also called the wise men and the sorcerers: now the magicians of Egypt, they also did in like manner with their enchantments. Dia nampanalain' i Farao ny olon-kendry sy ny mpanana ody; ary ireo ombiasy teo Egypta ireo dia nanao toy izany tamin' ny fankatovany. Fa mba nantsoin' i Faraona koa ny mpanao ody any Ejipta, dia mba nahavita torak' izany koa, tamin' ny fankatoavany. Pharaon à son tour convoqua les sages et les enchanteurs, et, avec leurs sortilèges, les magiciens d'Égypte en firent autant.