<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 7:10 | And |
Ary Mosesy sy Arona nankao amin' i Farao ka nanao araka izay efa nandidian' i Jehovah; dia natsipin' i Arona teo anatrehan' i Farao sy teo anatrehan' ny mpanompony ny tehiny, ka tonga menarana iny. | Dia nankany amin' i Faraona Moizy sy Aarona, nataony avokoa izay nandidian' ny Tompo azy ireo. Natsipin' i Aarona ny tehiny teo anoloan' i Faraona sy ny mpanompony, ka nanjary bibilava. |