<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 6:8 | And I will bring you in unto the land, concerning the which I did swear to give it to |
Ary Izaho hampiditra anareo any amin' ny tany izay nananganako tanàna homena an' i Abrahama sy Isaka ary Jakoba; dia homeko ho lovanareo izany: Izaho no Jehovah. | Hampidiriko any amin' ny tany efa nianianako homena an' i Abrahama sy Isaaka ary Jakoba hianareo, homeko ho fanananareo izany: izaho no Iaveh. | Puis je vous ferai entrer dans la terre que j' ai juré de donné à |