<-
->

Eks 6:27 These are they which spake to Pharaoh king of Egypt, to bring out the children of Israel from Egypt: these are that Moses and Aaron. Ireo no niteny tamin' i Farao, mpanjakan' i Egypta, mba hitondra ny Zanak' Isiraely hivoaka avy any Egypta; ireo no Mosesy sy Arona. Ireo no niteny tamin' i Faraona mpanjakan' i Ejipta, mba hitondra ny zanak' Israely hivoaka avy any Ejipta; dia io Moizy io sy io Aarona io. Ce sont eux qui parlèrent à Pharaon, le roi d'Égypte, pour faire sortir d'Égypte les Israélites, - Moïse et Aaron.