<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 6:16 | And these are the names of the sons of |
Ary izao no anaran' ny zanakalahin' i Levy, araka ny taranany, dia Gersona sy Kehata ary Merary; ary ny andro niainan' i Levy dia fito amby telo-polo amby zato taona. | Izao no anaran' ny zanakalahin' i Levì, mbamin' ny taranany avy: Jersona, Kaata ary Merarì. Fito amby telo-polo amby zato taona no andro niainan' i Levì. | Voici les noms des fils de |