<-
->

Eks 39:7 And he put them on the shoulders of the ephod, that they should be stones for a memorial to the children of Israel; as the Lord commanded Moses. Ary nataony teo amin' ny soroky ny efoda ny vato, ho vato fahatsiarovana ho an' ny Zanak' Isiraely, dia araka izay efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. dia natao teo ambonin' ny soroky ny efoda ireo, ho vato fahatsiarovana ho an' ny zanak' Israely, araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy. Ils placèrent sur les épaulettes de l'éphod les pierres comme mémorial des Israélites, comme Yahvé l' avait ordonné à Moïse.