<-
->

Eks 36:6 And Moses gave commandment, and they caused it to be proclaimed throughout the camp, saying, Let neither man nor woman make any more work for the offering of the sanctuary. So the people were restrained from bringing. Dia nandidy Mosesy ka nandefa teny eran' ny toby rehetra nanao hoe: Aza misy manao zavatra intsony hatao fanatitra ho amin' ny fitoerana masina ianareo, na lahy na vavy. Dia izany no nampitsaharana ny olona tsy hanatitra intsony; Ka dia nandefa teny Moizy, ka nokabarina tao an-toby ny hoe: Aza misy olona, na lahy na vavy, misahirana intsony amin' ny zavatra haterina ho an' ny fitoerana masina; notohanana ny olona tsy hanatitra intsony, Moïse donna un ordre et l' on fit passer dans le camp une proclamation : " Que personne, homme ou femme, ne fasse plus quoi que ce soit pour la contribution du sanctuaire ", et l' on empêcha le peuple de rien apporter.