<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 36:1 | Then wrought |
Dia hiasa Bezalila sy Oholiaba ary ny olona hendry rehetra, izay nomen' i Jehovah fahendrena sy fahiratan-tsaina, hahaizany hanao ny asa rehetra ho amin' ny fanompoana ao amin' ny fitoerana masina, araka izay rehetra nandidian' i Jehovah. | Koa Beseleela sy Ooliaba ary ny olo-mahay rehetra, izay nomen' ny Tompo fahaizana amam-pahakingana hahay manao ny taozavatra rehetra momba ny fanompoana eo amin' ny fitoerana masina no hamita azy araka izay rehetra nodidian' ny Tompo hanaovana azy. |