<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 34:4 | And he hewed two tables of stone like unto the first; and |
Dia nanamboatra vato fisaka roa tahaka ilay teo Mosesy, ary nifoha maraina koa izy ka niakatra tao amin' ny tendrombohitra Sinay, araka izay nandidian' i Jehovah azy; ary nentiny teny an-tànany ny vato fisaka roa. | Dia nipaika takelaka vato roa tahaka ireo voalohany Moizy; ka nifoha maraina koa, niakatra ny tendrombohitra Sinaia, araka ny nandidian' ny Tompo azy; nentiny teny an-tànany ny takelaka vato roa. | Il tailla donc deux tables de pierre, semblables aux premières, et, s'étant levé de bon matin, |