<-
->

Eks 34:4 And he hewed two tables of stone like unto the first; and Moses rose up early in the morning, and went up unto mount Sinai, as the Lord had commanded him, and took in his hand the two tables of stone. Dia nanamboatra vato fisaka roa tahaka ilay teo Mosesy, ary nifoha maraina koa izy ka niakatra tao amin' ny tendrombohitra Sinay, araka izay nandidian' i Jehovah azy; ary nentiny teny an-tànany ny vato fisaka roa. Dia nipaika takelaka vato roa tahaka ireo voalohany Moizy; ka nifoha maraina koa, niakatra ny tendrombohitra Sinaia, araka ny nandidian' ny Tompo azy; nentiny teny an-tànany ny takelaka vato roa. Il tailla donc deux tables de pierre, semblables aux premières, et, s'étant levé de bon matin, Moïse monta sur le mont Sinaï, comme Yahvé le lui avait ordonné, et il prit dans sa main les deux tables de pierre.