<-
->

Eks 34:18 The feast of unleavened bread shalt thou keep. Seven days thou shalt eat unleavened bread, as I commanded thee, in the time of the month Abib: for in the month Abib thou camest out from Egypt. Tandremo ny andro firavoravoana, dia ny andro fihinanana ny mofo tsy misy masirasira. Hafitoana no hihinananao ny mofo tsy misy masirasira, araka izay nandidiako anao, amin' ny fotoan' andro amin' ny volana Abiba, fa tamin' ny volana Abiba no nivoahanao avy tany Egypta. Tandremo ny fetin' ny Azima. Hafitoana no hihinananao mofo tsy misy lalivay, araka ny nandidiako anao, amin' ny fotoana voafetra amin' ny volana abiba, satria tamin' ny volana abiba no nivoahanao tany Ejipta. Tu observeras la fête des Azymes. Pendant sept jours tu mangeras des azymes, comme je te l' ai ordonné, au temps fixé du mois d' Abib, car c' est au mois d' Abib que tu es sorti d'Égypte.