<-
->

Eks 33:15 And he said unto him, If thy presence go not with me, carry us not up hence. Fa hoy Mosesy taminy: Raha tsy handeha ny Tavanao, dia aza mitondra anay hiakatra hiala atý. Ka hoy Moizy: Raha tsy handeha ny tavanao dia aza mampiala anay eto. Et il dit : " Si tu ne viens pas toi-même, ne nous fais pas monter d' ici ;