<-
->

Eks 32:5 And when Aaron saw it, he built an altar before it; and Aaron made proclamation, and said, To morrow is a feast to the Lord. Ary raha hitan' i Arona izany, dia nanao alitara teo anoloany izy; ary dia niantso Arona ka nanao hoe: Andro firavoravoana ho an' i Jehovah rahampitso. Nony nahita izany Aarona dia nanao otely teo anoloan' ilay sary ka niantso hoe: Hisy fety fankalazana an' ny Tompo rahampitso. Voyant cela, Aaron bâtit un autel devant la statue et fit cette proclamation : " Demain, fête pour Yahvé. "