<-
->

Eks 32:25 And when Moses saw that the people were naked; (for Aaron had made them naked unto their shame among their enemies:) Ary rehefa hitan' i Mosesy fa natondraka hanaram-po amin' izay tsy mety ny olona, satria efa natondrak' i Arona ho fanakorana eo amin' ny fahavalony izy, Dia hitan' i Moizy fa nanarana tsy voafehy intsony ny vahoaka satria nampanaranin' i Aarona tsy voafehiny, ka efa namela azy ho zary fihomehezan' ny fahavalony izy. Moïse vit que le peuple s'était déchaîné - car Aaron les avait abandonnés à la honte parmi leurs adversaires -