<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 32:23 | For they said unto me, Make us gods, which shall go before us: for as for this |
ary hoy izy tamiko: Manaova andriamanitra ho antsika, hitarika antsika eo aloha; fa ilay Mosesy iny, izay lehilahy nitondra antsika niakatra avy tany amin' ny tany Egypta, dia tsy fantatray izay nanjo azy. | Izao no nolazain' izy ireo tamiko: Anaovy andriamanitra izahay hialoha làlana anay, fa raha ny amin' iny Moizy iny, ilay lehilahy nitondra anay niakatra avy tany amin' ny tany Ejipta, tsy fantatray na naninona izy na naninona. | Ils m' ont dit : "Fais-nous un dieu qui aille devant nous, car ce |