<-
->

Eks 32:21 And Moses said unto Aaron, What did this people unto thee, that thou hast brought so great a sin upon them? Ary hoy Mosesy tamin' i Arona: Inona no nataon' ity firenena ity taminao, no nitondranao heloka lehibe taminy? Dia hoy Moizy tamin' i Aarona: Fa nataon' ity vahoaka ity ahoana hianao no dia notsindrianao heloka bevava toy izao izy? Moïse dit à Aaron : " Que t' a fait ce peuple pour l' avoir chargé d' un si grand péché ? "